Amin’ny ankapobeny dia atao avy any ankavia ny fisongonana.
Tsy azo atao ny misongona avy any amin’ny ankavanana fa azo leferina rehefa:
Amin’ny ankapobeny dia tokony eo amin’ny 6.5 hatramin’ny 7 metatra no haben’ny arabe azo isongonana.
Azo atao ihany nefa ny misongona na latsaky ny 6.5 à 7 metatra aza ny arabe raha hita fa ampy ilaharan’ny fiara roa ilay arabe.
Tokony ho 20 km/h mihoatra ny fiara songonanany hafainganam-pandeha
20 segondra farafahabetsany ny tokony aharetan’ny fisongonana
NB: Miankina amin’ny alehiben’ny fiara sy ny halavany
Fiara mijanona: 1 m farafahakeliny
Fiara mandeha: 0,5 m farafahakeliny
NB: Moto, bisikileta, sarety 1 metatra farafahakeliny raha en ville, ary 1,5 metatra raha hors ville
NB1: tsy adino ny mijery ny angle mort
NB2: Ny ahafantarana fa voarain’ny mpampiasa lalana ao aloha ny fangatahanao dia tokony mandefa clignotant ankavanana izy dia mampidina ny hafainganam pandeha dia manery tsar any sisiny havanana. Raha tsy hita mitranga izay zavatra izay dia aleo tsy misongona.
Takelaby mandrara fisongonana
Takelaby mandrara fisongonana ho an’ny fiara mihoatra ny 3,5 T
Takelaby manambara fiafaran’ny fandrarana fisongonana
Tranga roa no mety hiseo:
Check out our shop to see what's available
Loading coupons...