Fitambaran’ireo mpandridra sy mpandamina ny fifamoivoizana hita anaty tanàna sy ivelan’ny tanàna.
INONA AVY IREO KARAZANA SIGNALISATION ROUTIERES :
Marquages au sol : lignes, bandes blanche, bandes de cérames, bande cyclable, bande zébra, parking, flèches de rabattement, flèches directionnelles, juggle barre …
Ambaratongam-pahefan’ny signalisations routières :
Asany :
– mampahafantatra (informer) ireo mpampiasa lalana,
– mitarika (guider) ireo mpampiasa lalana,
– mandrindra ny fifamoivoizana,
– manamarina (contrôler) ny taratasy momba ny fiara sy ny olona ao anatiny,
– manasazy raha ilaina.
Vue de face ou vue de dos
Manaja ny mpampiasa lalàna avy any amin’ny ankavia sy avy any amin’ny ankavanana (priorité à gauche et à droite) | Vue de profil
Mahazo mandeha tsy ampisalasalana (Priorité absolue) |

Ce sont des signalisations routières verticales. Ils ont pour rôle d’informer et de guider les usagers de la route.

Famantarana vita amin’ny béton mirefy 1m30 hita matetika any ivelan’ny tanana eny amin’ny toerana mampidi-doza ary ialohavana takelaby telozoro (manambara loza) any amin’ny 150 metatra.
Poteau miloko fotsy ranoray mitsatoka mamariparitra ny sisina fiolahana.

Poteau fotsy miloko mena ny tendrony ambony manambara lalana mihatery..

Poteau mitovy endrika amin’ny panneau céder azo jerena manatrika sy miorirana mitsatoka eny amin’ny fihaonan-dalana roa tsy mitovy hery.

Hita manatrika : Hita miorirana : manana priorité
tsy manana priorité
Poteau fotsy miloko mena eo amin’ny valahany mitsatoka eny amin’ny sampanan-dalana mitovy hery. Manaja ny fiara avy any ankavanana raha tsy misy fanambarana hafa.

Antsoina ihany koa hoe balise repetées : miverimberina mialohan’ny ahatongavana eny amin’ny lalam-by ka any amin’ny 150 m ny voalohany avy eo any amin’ny 100 m avy eo any amin’ny 50m.

(signalisations temporaires)



Marquages aux sols : Ny fanamarihana loko amin’ny tany dia milaza ny:
Tsy azo hitsahina na isongonana ny tsipika mitohy
Toerana natokana ho an’ny mpandeha tongotra. Tsy maintsy mandeha mora na mijanona manome làlana ny mpandeha an-tongotra miampita. Toerana tsy azo isongonana na ijanonana..
Toerana voatokana ho an’ny bus. Voafiratra amin’ny zigzag mavo. Tsy azo ijanonana na ihatoana..

Sisin-dalana (bordure du trottoir) voaloko amin’ny loko roa:

ce sont des parties de la route réservées uniquement à la circulation de cyclistes :
Tsy maintsy mandalo amin’ny ilany voatondro mba hihodina miankavia na hanao demi-tour. (obligation de contourner pour aller à gauche ou pour faire un demi-tour).

Tsy maintsy mijanona eo amin’ny tsipika fotsy na eo amin’ny haavony.

Tsy maintsy manaraka ny lohan’ny ilot (obligation de suivre la tête d’
Ilot directionnel : surélévation de la chaussée.)
Antsoina koa hoe “zébra” izy rehefa voamarika amin’ny loko eo amin’ny arabe.

Zana- tsipika (flèche) manondro ny lalana iray na ireo lalana tsy maintsy arahina na haleha. Tsy maintsy manaraka ny làlan’ny zana-tsipìka. Zana-tsipìka 3 farafahakeliny no tokony hisy.

Zana-tsipìka (flèches) miolikolika izay mampahafantatra ny mpampiasa lalana fa tsy maintsy mampiasa ny làlana eo amin’ny lafiny asehony. Manambara ny fihenan’ny isan’ny làlana na ny fahateren’ny làlana izy ireo (suppression ou rétrécissement). Manambara ihany koa ny fisian’ny ligne continue. Noho izany, tsy maintsy mifindra amin’ny làlana asehon’ny zana-tsipìka ny mpamily.

tsipika famerana ny toerana tsy maintsy hijanonana eo amin’ny fihaonan-dalana.

Mitovy amin’ny « panneau CEDEZ »

Mba hampisarahana ny arabe ho amin’ny lalan’ny fifamoivoizana mifanohitra (ohatra : Boulevard Ratsimandrava).

Mba hizarana ny arabe ho làlana roa na maromaro.

Tsipika manamarika ny fetran’ny ampahan-dalana azon’ny fiara ampiasaina.
➡️ Azo atao ny mihato (arrêt), fa voarara ny mijanona maharitra (stationnement) (raha tsy manelingelina ny fifamoivoizana).


Arrêt autorisé et stationnement interdits sauf en cas de panne
Tsipika misy tsipika mitohy (ligne continue) sy tsipika mitsitapatapaka (ligne discontinue) mifanila izy io. Tsy maintsy jerena ny tsipika akaiky indrindra amin’ny fiara: raha ny tsipika mitsitapatapaka no akaiky kokoa, dia azo atao ny miampita na mandalo ilay ligne mixte; raha ny tsipika mitohy no akaiky kokoa, dia tsy azo atao ny miampita na mandalo ilay ligne mixte.

Tsipika mitsitapatapaka manambara tsipita mitohy (c’est une ligne discontinue qui annonce une ligne continue).

Check out our shop to see what's available
Loading coupons...