DEFINITIONS ET GENERALITES

Table of Contents

CHAPITRE – 1 .LE CODE DE LA ROUTE

DEFINITIONS COURANTES :

1 – INONA NO ATAO HOE CODE DE LA ROUTE ? 

: Ny code de la route dia fikambanan’ny fitsipika na lamina hampiharina amin’izay rehetra mampiasa lalana, mba hisorohana ny loza ary ahazoana fifamoivoizana mirindra, pilamina ary tsy mandany fotoana.

2 – IZA AVY IREO MPAMPIASA LALANA: Mpandeha an-tongotra, bisikileta, fiara tarihin’ny biby, fiara tarihin’ny olona, fiara mandeha amin’ny motera.

3 – INONA AVY IREO VEHICULES PRIORITAIRES : Fiara izay tsy voatery hanaraka ny lalànan’ny fifamoivoizana amin’ny toe-javatra sasany. Ireto avy izy ireo : Police- Gendarmerie, pompiers (mpamomjy voina), ambulances (mpitondra marary), cortèges (filoham-pirenena , manambady, mpandevina, miaramila sns…), fiaran’ny Jirama na fiara miaraka maro raha misy fampandrenesana

4 – INONA NO ATAO HOE LALANA (ROUTE)?

Route : Fikambanan’ny lalan’ny mpandeha an-tongotra sy ny fiara

Voie : Natokana ho an’ny fiara izay mandroso na miverina (matetika dia voazaran’ny tsipika mavo mitohy na mitapatapaka)

Chaussée : Lalana natokana ho an’ny fiara roa mifanena

Accotement : Sisiny roa amin’ny lalana natokana ho an’ny mpandeha an-tongotra ka accotement no ilazana azy raha any ivelan’ny tanàna ary trottoir raha anaty tanàna

*Misy karazany roa ny lalana dia ny lalan-dehibe sy ny lalan-kely ka raha mifanapaka ireo dia ny lalan-dehibe no manan-kery.

ChatGPT Image 15 avr

INONA NO ATAO HOE – « UN BOULEVARD – L’AVENUE » ?

Làlana natokana ho an’ny fivezivezen’ny fiara ao anatin’ny tanàna na toeram-ponenana.

INONA NO ATAO HOE « AUTO ROUTE » ?

Lalana voalamina natokana manokana ho an’ny fivezivezena haingana amin’ny fiara mandeha amin’ny motera.

INONA NO ATAO HOE VIRAGE ? NY TOURNANT ?

A – VIRAGE : ampahany miolikolika amin’ny lalana.

ChatGPT Image 15 avr

Misy karazany 3 ny virages :

virage en épingle : Fiolahana tena maranitra izy io. Mila manery ny ankavanan-dalana (serrer à droite) satria tsy mifankahita ireo fiara roa mifanena.

Virage fermé : Mila manery ny ankavanan-dalana. Tsy mifankahita ny fiara A sy B.

Virage ouvert : Mifankahita ny fiara A sy B

Word Image 8882 3

Word Image 8882 4

Word Image 8882 5

B – LE TOURNANT : Torerana misampana ny lalana

ChatGPT Image 15 avr

FORCE CENTRIFUGE : Ny force centrifuge dia hery manosika ny fiara hiala makany ivelan’ny fiolahana.

Mba handraisana tsara ny fiolahana :

  • mampihena ny hafainganam-pandeha alohan’ny hidirana ao amin’ny fiolahana,
  • mampifanaraka ny hafainganam-pandeha amin’ny hamafin’ny fiolahana,
  • mijery lavitra araka izay azo atao,
  • manaja ny famantarana eny an-dalana,
  • tsy misongona ary tsy mijanona ao anatin’ny fiolahana.

DERAPAGE

Mitranga matetika ny fivilian’ny fiara rehefa miditra mafy loatra amin’ny fiolahana : lasa mahery kokoa noho ny firaiketan’ny kodiarana amin’ny arabe ny force centrifuge, ka tsy mahazaka intsony ny kodiarana ary mikisaka miantsivalana ary mety hivadika.

INONA NO ATAO HOE INTERSECTION ? CROISEMENT ?

L’INTERSECTION : ihaonan’ny lalana roa na maromaro. Misy karazany 5 ny intersection :

c1f17bbd-a0eb-4eac-bc00-dac5119a2e94

LE CROISEMENT (fifanenana) : fiara roa mifanena rehefa mandeha amin’ny lalana mifanohitra. Samy manery ny ankavanan-dalana

croisement

GENECHAPITRE – 1 LE CODE DE LA ROUTE

DEFINITIONS COURANTES :

1 – INONA NO ATAO HOE CODE DE LA ROUTE ? : Ny code de la route dia fikambanan’ny fitsipika na lamina hampiharina amin’izay rehetra mampiasa lalana, mba hisorohana ny loza ary ahazoana fifamoivoizana mirindra, pilamina ary tsy mandany fotoana.

2 – IZA AVY IREO MPAMPIASA LALANA: Mpandeha an-tongotra, bisikileta, fiara tarihin’ny biby, fiara tarihin’ny olona, fiara mandeha amin’ny motera.

3 – INONA AVY IREO VEHICULES PRIORITAIRES : Fiara izay tsy voatery hanaraka ny lalànan’ny fifamoivoizana amin’ny toe-javatra sasany. Ireto avy izy ireo : Police- Gendarmerie, pompiers (mpamomjy voina), ambulances (mpitondra marary), cortèges (filoham-pirenena , manambady, mpandevina, miaramila sns…), fiaran’ny Jirama na fiara miaraka maro raha misy fampandrenesana

4 – INONA NO ATAO HOE LALANA (ROUTE)?

Route : Fikambanan’ny lalan’ny mpandeha an-tongotra sy ny fiara

Voie : Natokana ho an’ny fiara izay mandroso na miverina (matetika dia voazaran’ny tsipika mavo mitohy na mitapatapaka)

Chaussée : Lalana natokana ho an’ny fiara roa mifanena

Accotement : Sisiny roa amin’ny lalana natokana ho an’ny mpandeha an-tongotra ka accotement no ilazana azy raha any ivelan’ny tanàna ary trottoir raha anaty tanàna

*Misy karazany roa ny lalana dia ny lalan-dehibe sy ny lalan-kely ka raha mifanapaka ireo dia ny lalan-dehibe no manan-kery.

ChatGPT Image 15 avr

INONA NO ATAO HOE – « UN BOULEVARD – L’AVENUE » ?

Làlana natokana ho an’ny fivezivezen’ny fiara ao anatin’ny tanàna na toeram-ponenana.

INONA NO ATAO HOE « AUTO ROUTE » ?

Lalana voalamina natokana manokana ho an’ny fivezivezena haingana amin’ny fiara mandeha amin’ny motera.

INONA NO ATAO HOE VIRAGE ? NY TOURNANT ?

A – VIRAGE : ampahany miolikolika amin’ny lalana.

ChatGPT Image 15 avr

Misy karazany 3 ny virages :

virage en épingle : Fiolahana tena maranitra izy io. Mila manery ny ankavanan-dalana (serrer à droite) satria tsy mifankahita ireo fiara roa mifanena.

Virage fermé : Mila manery ny ankavanan-dalana. Tsy mifankahita ny fiara A sy B.

Virage ouvert : Mifankahita ny fiara A sy B

Word Image 8882 3 1

Word Image 8882 4 1

Word Image 8882 5 1

Shopping Cart